|
|
|
|

Teny iditra1  zaza mahalia lalana
Singan-teny  2  zaza, mahalia lalana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  zaza mety ho tonga irery any amin' izay alehany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  enfants qui peuvent marcher [1.3#376]
Ohatra  6  Rahefa zaza mahalia lalana, tonga avokoa [2.298#18]
Tovy hevitra  7  zaza mahatokan-dalana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20